Nomery 34:28 - Baiboly Katolika Fedaela izay filohany, zanak’i Amioda, amin’ny fokon’ny zanak’i Neftalì. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ny lehiben’ny foko taranak’i Naftaly dia i Pedahela, zanak’i Amihoda. DIEM PROTESTANTA ho an’ny fokon’i Naftalỳ, dia i Pedahela zanakalahin’i Hamihoda. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ho an’ny fokon’i Naftalỳ, dia i Pedahela zanakalahin’i Hamihoda. Baiboly Protestanta Malagasy ary ny lohan’ny firenena taranak’i Naftaly dia Pedahela, zanak’i Amihoda. Malagasy Bible ary ny lohan'ny firenena taranak'i Naftaly dia Pedahela, zanak'i Amihoda. La Bible en Malgache ny lehiben’ny foko taranak’i Naftaly dia i Pedahela, zanak’i Amihoda. |