Niala tao Jetebata izy, dia nitoby tao Hebrôna.
Niala tao Jotbata dia nitoby tao Abrona.
niala teo Jôtbatà, dia nitoby tao Habrônà;
Ary nony niala tao Jotbata izy, dia nitoby tao Abrona.
Niala tao Hôr-Gadgada izy, dia nitoby tao Jetebata.
Niala tao Hebrôna izy, dia nitoby tao Asiôngabera.
Niala tao izy ireo hankany Jetebata tany be sakeli-drano.