Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Nomery 33:22 - Baiboly Katolika

Niala tao Resà izy, dia nitoby tao Keelatà.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Niala tao Risa dia nitoby tao Kehelata.

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

niala teo Risà, dia nitoby tao Kehelatà;

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

niala teo Risà, dia nitoby tao Kehelatà;

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Ary nony niala tao Risa izy, dia nitoby tao Kehelata.

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Ary nony niala tao Risa izy, dia nitoby tao Kehelata.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Niala tao Risa dia nitoby tao Kehelata.

Jereo ny toko



Nomery 33:22
2 Rohy Ifampitohizana  

Niala tao Lebnà izy, dia nitoby tao Resà.


Niala tao Keelatà izy, dia nitoby tao an-tendrombohitra Sefera.