Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Nomery 33:19 - Baiboly Katolika

Niala tao Retmà izy, dia nitoby tao Remônfaresa.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Niala tao Ritma dia nitoby tao Rimona-Pareza.

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

niala teo Ritmà, dia nitoby tao Rimôna-Peretsa;

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

niala teo Ritmà, dia nitoby tao Rimôna-Peretsa;

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Ary nony niala tao Ritma izy, dia nitoby tao Rimona-pareza.

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Ary nony niala tao Ritma izy, dia nitoby tao Rimona-pareza.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Niala tao Ritma dia nitoby tao Rimona-Pareza.

Jereo ny toko



Nomery 33:19
3 Rohy Ifampitohizana  

Niala tao Aserôta izy, dia nitoby tao Retmà.


Niala tao Remônfaresa izy, dia nitoby tao Lebnà.


I Aina, i Bemôna, i Atera, ary i Asàna: tanàna efatra sy ny zana-bohiny,