Nony afaka izany, dia niainga niala tao Hazerôta ny vahoaka ka nitoby tao amin’ny efitra Faràna.
Nomery 33:18 - Baiboly Katolika Niala tao Aserôta izy, dia nitoby tao Retmà. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Niala tao Hazerota dia nitoby tao Ritma. DIEM PROTESTANTA niala teo Hatserôta, dia nitoby tao Ritmà; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara niala teo Hatserôta, dia nitoby tao Ritmà; Baiboly Protestanta Malagasy Ary nony niala tao Hazerota izy, dia nitoby tao Ritma. Malagasy Bible Ary nony niala tao Hazerota izy, dia nitoby tao Ritma. La Bible en Malgache Niala tao Hazerota dia nitoby tao Ritma. |
Nony afaka izany, dia niainga niala tao Hazerôta ny vahoaka ka nitoby tao amin’ny efitra Faràna.