Nomery 30:17 - Baiboly Katolika Izany no lalàna nandidian’i Iaveh an’i Môizy ny amin’ny lehilahy sy ny vadiny, ary ny amin’ny ray sy ny zanany vavy, raha mbola zaza an-trano ao amin-drainy izy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ireo no fitsipika nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy ny amin’ny lehilahy sy ny vadiny ary ny amin’ny ray sy ny zanany vavy, raha mbola zaza ao an-tranon’ny rainy Razazavavy. DIEM PROTESTANTA «Ireo no lalàna izay nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy momba ny voady ataon’ny vehivavy manambady na koa ataon’ny tovovavy mbola mipetraka ao an-tranon-drainy.» Dikateny Iombonana Eto Madagasikara «Ireo no lalàna izay nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy momba ny voady ataon’ny vehivavy manambady na koa ataon’ny tovovavy mbola mipetraka ao an-tranon-drainy.» Baiboly Protestanta Malagasy Ireo no lalàna izay nandidian’i Jehovah an’i Mosesy ny amin’ny lehilahy sy ny vadiny, ary ny amin’ny ray sy ny zanani-vavy, raha mbola zaza ao an-tranon-drainy izy. La Bible en Malgache Ireo no fitsipika nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy ny amin’ny lehilahy sy ny vadiny ary ny amin’ny ray sy ny zanany vavy, raha mbola zaza ao an-tranon’ny rainy Razazavavy. |