Nomery 3:24 - Baiboly Katolika Ny filohan’ny fianakavian’ny Gersônita dia i Eliefaza zanak’i Laela. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny lohan’ny fianakavian’ny Gersonita dia i Eliasafa, zanak’i Laela. DIEM PROTESTANTA I Eliasafa zanakalahin’i Laela no filoham-pianakaviamben’ny Gersônita. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara I Eliasafa zanakalahin’i Laela no filoham-pianakaviamben’ny Gersônita. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny lohan’ny fianakavian’ny Gersonita dia Eliasafa, zanak’i Laela. Malagasy Bible Ary ny lohan'ny fianakavian'ny Gersonka dia Efiasafa, zanak'i Laela. La Bible en Malgache Ny lohan’ny fianakavian’ny Gersonita dia i Eliasafa, zanak’i Laela. |
Ny amin’ny trano lay fihaonana dia izao no niadidian’ny zanak’i Gersôna: ny Fonenana sy ny trano lay, ny rakony, ny varavarana lamba izay ao amin’ny fidiran’ny trano lay fihaonana;