Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Nomery 29:26 - Baiboly Katolika

Amin’ny andro fahadimy, manatera vantotr’ombalahy sivy, ondralahy roa, zanak’ondry 14, efa iray taona, tsy misy kilema,

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Amin’ny andro fahadimy indray, vantotra ombilahy sivy sy ondrilahy roa ary zanak’ondry efatra amby folo, izay iray taona avy, sady tsy misy kilema,

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Ary amin’ny andro fahadimy koa dia vantotr’ombilahy sivy sy ondrilahy roa ary zanak’ondry efatra ambin’ny folo, izay iray taona sady tsy misy kilema,

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Ary amin'ny andro fahadimy koa dia vantotr'ombilahy sivy sy ondrilahy roa ary zanak'ondry efatra ambin'ny folo, izay iray taona sady tsy misy kilema,

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Amin’ny andro fahadimy indray, vantotra ombilahy sivy sy ondrilahy roa ary zanak’ondry efatra amby folo, izay iray taona avy, sady tsy misy kilema,

Jereo ny toko



Nomery 29:26
3 Rohy Ifampitohizana  

Osy lahy iray no hatao sorona noho ny ota; ka tsy hajanona anefa ny sorona dorana tsy tapaka mbamin’ny fanatitra momba azy sy ny fanatitra araraka momba azy.


mbamin’ny fanatitra momba azy sy ny fanatitra araraka momba azy, amin’ny ombalahy sy ny ondralahy ary ny zanak’ondry, araka ny isany avy, manaraka ny fitsipika.


Eny tokoa, dia mpisorom-be toy izao no sahaza antsika: masina, tsy manan-tsiny, tsy misy pentina, voaavaka amin’ny mpanota, voasandratra avo noho ny lanitra;