ary ny atao fanatitra momba azy dia lafarina tsara indrindra voadity tamin’ny diloilo, telo ampahafolony amin’ny ombalahy 13 tsirairay avy, roa ampahafolony amin’ny ondralahy roa tsirairay avy,
Nomery 29:15 - Baiboly Katolika ary iray ampahafolony amin’ny zanak’ondry 14 tsirairay avy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ampahafolon’ny efaha no ampombaina ny zanak’ondry tsirairay amin’ireo zanak’ondry efatra amby folo, DIEM PROTESTANTA ary telo kilao isan-janak’ondry. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ary telo kilao isan-janak’ondry. Baiboly Protestanta Malagasy ary ampahafolon’ny efaha amin’ny isan-janak’ondry, dia ny zanak’ondry efatra ambin’ny folo) Malagasy Bible ary ampahafolon'ny efaha amin'ny isan-janak'ondry, dia ny zanak'ondry efatra ambin'ny folo) La Bible en Malgache ampahafolon’ny efaha no ampombaina ny zanak’ondry tsirairay amin’ireo zanak’ondry efatra amby folo, |
ary ny atao fanatitra momba azy dia lafarina tsara indrindra voadity tamin’ny diloilo, telo ampahafolony amin’ny ombalahy 13 tsirairay avy, roa ampahafolony amin’ny ondralahy roa tsirairay avy,
Osy lahy iray no hatao sorona noho ny ota; ka tsy hajanona anefa ny sorona dorana tsy tapaka mbamin’ny fanatitra momba azy sy ny fanatitra araraka momba azy.