Fotoana hamonoana, ary fotoana hanasitranana; fotoana hanjerana, ary fotoana hananganana.
Nomery 26:6 - Baiboly Katolika ny fokon’ny Hesrônita avy tamin’i Hesrôna, ny fokon’ny Karmita avy tamin’i Karmì. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 avy tamin’i Hezrona, ny fianakavian’ny Hezronita; avy tamin’i Karmy, ny fianakavian’ny Karmita. DIEM PROTESTANTA ny Hetsirônita avy tamin’i Hetsirôna; ny Karmita avy tamin’i Karmỳ. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ny Hetsirônita avy tamin’i Hetsirôna; ny Karmita avy tamin’i Karmỳ. Baiboly Protestanta Malagasy avy tamin’i Hezrona ny fokon’ny Hezronita; avy tamin’i Karmy ny fokon’ny Karmita. Malagasy Bible avy tamin'i Hezrona ny fokon'ny Hezronita; avy tamin'i Karmy ny fokon'ny Karmita. La Bible en Malgache avy tamin’i Hezrona, ny fianakavian’ny Hezronita; avy tamin’i Karmy, ny fianakavian’ny Karmita. |
Fotoana hamonoana, ary fotoana hanasitranana; fotoana hanjerana, ary fotoana hananganana.
Fa ny zanakareo, izay nolazainareo hoe ho lasan-ko babo, no hampidiriko any; dia izy ireo no hahalala ny tany izay nataonareo tsinontsinona.
Ny zanak’i Farezy dia izao: ny fokon’ny Hesrônita avy tamin’i Hesrôna, ny fokon’ny Hamolita avy tamin’i Hamola.
I Robena lahimatoan’i Israely, zana-dRobena: ny fokon’ny Henôkita avy tamin’i Henoka, ny fokon’ny Faloita avy tamin’i Falò,