Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Nomery 26:32 - Baiboly Katolika

I Semidà iavian’ny fokon’ny Semidaïta, i Hefera iavian’ny fokon’ny Hefrita.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

ary avy tamin’i Semida, ny fianakavian’ny Semidita; ary avy tamin’i Hefera, ny fianakavian’ny Heferita.

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

ny Semidita avy tamin’i Semida, ary ny Heferita avy tamin’i Hefera.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

ny Semidita avy tamin’i Semida, ary ny Heferita avy tamin’i Hefera.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

ary avy tamin’i Semida ny fokon’ny Semidita; ary avy tamin’i Hefera ny fokon’ny Heferita.

Jereo ny toko

Malagasy Bible

ary avy tamin'i Semida ny fokon'ny Semidita; ary avy tamin'i Hefera ny fokon'ny Heferita.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

ary avy tamin’i Semida, ny fianakavian’ny Semidita; ary avy tamin’i Hefera, ny fianakavian’ny Heferita.

Jereo ny toko



Nomery 26:32
3 Rohy Ifampitohizana  

I Asriela iavian’ny fokon’ny Asrielita, i Sekema iavian’ny fokon’ny Sekemita;


I Salfaada, zanak’i Hefera tsy nanan-janaka lahy, fa zanaka vavy ihany; ka ireto no anaran’ny zanaka vavin’i Salfaada: Maalà, Nôà, Heglà, Melkà ary Tersà.


Ny taranak’i Manase sisa koa dia samy nomena anjara araka ny fianakaviany avy, dia ny taranak’i Abiezera, ny taranak’i Sekema, ny taranak’i Hefera, ary ny taranak’i Semidà; ireo no zanaka lahin’i Manase zanak’i Josefa, araka ny fianakaviany.