Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Nomery 26:27 - Baiboly Katolika

Ireo no foko avy tamin’i Zabolôna, araka ny voaisa amin’izy ireo, dia 60.500.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Ireo no fianakavian’ny Zebolonita, araka izay voaisa taminy, dimanjato sy enina alina.

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

Ireo no tarika zebolonita; ka nisy 60 500 ny lehilahy mahatam-piadiana tao aminy, araka ny nanisana azy.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Ireo no tarika zebolonita; ka nisy 60 500 ny lehilahy mahatam-piadiana tao aminy, araka ny nanisana azy.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Ireo no fokon’ny Zebolonita, araka izay voalamina taminy, dia diman-jato amby enina alina.

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Ireo no fokon'ny Zebolonita, araka izay voalamina taminy. dia diman-jato amby enina alina.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Ireo no fianakavian’ny Zebolonita, araka izay voaisa taminy, dimanjato sy enina alina.

Jereo ny toko



Nomery 26:27
2 Rohy Ifampitohizana