Nomery 25:11 - Baiboly Katolika
«I Finea, zanak’i Eleazara, zanak’i Aarôna mpisorona, no nampiala ny hatezerako tamin’ny zanak’i Israely, satria noho izy nazoto nitandro ny voninahitro teo afovoan’izy ireo, dia tsy nandringana ny zanak’i Israely Aho tamin’ny fahazotoako hitandro ny voninahitro.
Jereo ny toko
I Finehasa, zanak’i Eleazara, zanak’i Arona mpisorona, no nampiala ny fahatezerako tamin’ny Zanak’Israely satria nirehitra noho ny fitiavany Ahy izy; koa tsy nataoko lany ringana ny Zanak’Israely tamin’ny firehetan’ny fahatezerako.
Jereo ny toko
–I Pinehasa, zanakalahin’i Elehazara sady zafikelin’i Aharôna mpisorona, no nampiala ny fahatezerako tamin’ny Israelita satria niseho ho saro-piaro momba Ahy teo anivon’izy ireo; ka dia tsy nataoko lany ringana ny Israelita, na dia saro-piaro amin’ny maha Andriamanitra Ahy aza Aho.

Finehasa, zanak’i Eleazara, zanak’i Arona mpisorona, nampiala ny fahatezerako tamin’ny Zanak’Isiraely, raha nirehitra noho ny fitiavany Ahy izy; ka dia tsy nataoko lany ringana ny Zanak’Isiraely tamin’ny firehetan’ny fahatezerako.
Jereo ny toko
Finehasa, zanak'i Eleazara, zanak'i Arona mpisorona, nampiala ny fahatezerako tamin'ny Zanak'Isiraely, raha firehitra noho ny fitiavany Ahy izy; ka dia tsy nataoko lany ringana ny Zanak'Isiraely tamin'ny firehetan'ny fahatezerako.