I Naamàna, komandin’ny tafiky ny mpanjakan’i Siria dia lehilahy manam-pahefana sy tò teny eo amin’ny tompony, fa izy no namonjen’i Iaveh ny Sirianina; nefa boka izany lehilahy matanjaka sy mahery fo izany.
Nomery 24:23 - Baiboly Katolika Dia nilaza ny lahateniny i Balaama nanao hoe: «Indrisy! zovy no ho velona rehefa hanao izany Andriamanitra? Misy sambo avy any Sitima, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia nilaza ny oha-teniny koa izy hoe: Indrisy! Iza no ho velona, raha manao izany Andriamanitra? DIEM PROTESTANTA Dia mbola nanonona izao teny izao indray i Balahama hoe: «Indrisy! zovy moa no afaka ho velona, rehefa Andriamanitra no manao famaizana! Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia mbola nanonona izao teny izao indray i Balahama hoe: «Indrisy! zovy moa no afaka ho velona, rehefa Andriamanitra no manao famaizana! Baiboly Protestanta Malagasy Dia nanao oha-teny koa izy ka nilaza hoe: Indrisy! iza no ho velona, raha manao izany Andriamanitra? Malagasy Bible Dia nanao oha-teny koa izy ka nilaza hoe: Indrisy! iza no ho velona, raha manao izany Andriamanitra? La Bible en Malgache Dia nilaza ny oha-teniny koa izy hoe: Indrisy! Iza no ho velona, raha manao izany Andriamanitra? |
I Naamàna, komandin’ny tafiky ny mpanjakan’i Siria dia lehilahy manam-pahefana sy tò teny eo amin’ny tompony, fa izy no namonjen’i Iaveh ny Sirianina; nefa boka izany lehilahy matanjaka sy mahery fo izany.
Iza no hahatanty ny andro hiaviany, ary zovy no hahajoro raha miseho Izy? Fa ho tahaka ny afon’ny mpandrendrika Izy sy ho sahala amin’ny pôtasin’ny mpanery lopòtra.
Noho ny tsy fisian’ny fanandroana eo amin’i Jakôba, Sy ny tsy fisian’ny sikidy eo amin’i Israely, Dia holazaina amin’i Jakôba sy i Israely amin’ny fotoana mety Izay tian’Andriamanitra hotanterahina.