Dia hoy ny navalin’i Balaama tamin’ny ampondra: «Satria namazivazy ahy ianao, ka raha nisy sabatra tetỳ an-tanako dia matiko ankehitriny izao ihany ianao.»
Nomery 22:30 - Baiboly Katolika Hoy ny ampondra tamin’i Balaama: «Moa tsy ampondranao va aho, ka efa notaingenanao mandrakariva hatramin’izao? Moa mba fanaoko va ny manao toy izao aminao?» Dia hoy ny navaliny: «Tsia» Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary hoy ny boriky tamin’i Balama: Tsy borikinao va aho, izay nitaingenanao hatrizay nanananao ahy ka mandraka androany? Moa efa fanaoko va ny manao toy izao aminao? Dia hoy izy: Tsia! DIEM PROTESTANTA Ary hoy ilay boriky tamin’i Balahama: –Boriky fitainginao hatramin’izay nanananao ahy aho, ka mba fanaoko ve ny manao toy izao aminao? Dia hoy izy hoe: –Tsy fanaonao izany! Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary hoy ilay boriky tamin’i Balahama: –Boriky fitainginao hatramin’izay nanananao ahy aho, ka mba fanaoko ve ny manao toy izao aminao? Dia hoy izy hoe: –Tsy fanaonao izany! Baiboly Protestanta Malagasy Ary hoy ny boriky tamin’i Balama: Tsy borikinao va aho, izay nitaingenanao hatrizay nanananao ahy ka mandraka andro-any? moa efa fanaoko va ny manao toy izao aminao? Dia hoy izy: Tsia. Malagasy Bible Ary hoy ny boriky tamin'i Balama: Tsy borikinao va aho, izay nitaingenanao hatrizay nanananao ahy ka mandraka androany? Moa efa fanaoko va ny manao toy izao aminao? Dia hoy izy: Tsia. La Bible en Malgache Ary hoy ny boriky tamin’i Balama: Tsy borikinao va aho, izay nitaingenanao hatrizay nanananao ahy ka mandraka androany? Moa efa fanaoko va ny manao toy izao aminao? Dia hoy izy: Tsia! |
Dia hoy ny navalin’i Balaama tamin’ny ampondra: «Satria namazivazy ahy ianao, ka raha nisy sabatra tetỳ an-tanako dia matiko ankehitriny izao ihany ianao.»
Nosokafan’i Iaveh ny mason’i Balaama, dia hitan’i Balaama ilay Anjelin’i Iaveh izay teo an-dalana teo, sady nitana sabatra voatsoaka teny an-tanany, ka niondrika sy niankohoka tamin’ny tany izy.
nefa nahazo anatra noho ny fivadihany ity mpaminany, fa niteny hoatra ny olona ny boriky moana, nisakana ny hadalany.