Hitan’ity ampondra ilay Anjelin’i Iaveh nijanona teo an-dalana sy nitana sabatra voatsoaka teny an-tanany, ka nivily lalana nankany anaty saha izy. Nokapohin’i Balaama ny ampondrany, hampiverenany azy amin’ny lalana indray.
Nomery 22:24 - Baiboly Katolika Tamin’izay ilay Anjelin’i Iaveh, dia nibahana teo an-dalana an-kandemponana anankiray, tanelanelan’ny tanimboaloboka, voafefy eo an-daniny roa. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary ilay Anjelin’NY TOMPO nijanona tao amin’ny lalan-tery teo anelanelan’ny tanim-boaloboka; nisy fefy teo an-daniny roa. DIEM PROTESTANTA Ary ilay anjelin’ny TOMPO nijanona indray teo amin’ny lempona iray teo anelanelan’ny tanimboaloboka voafefy andaniny roa. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary ilay anjelin’ny TOMPO nijanona indray teo amin’ny lempona iray teo anelanelan’ny tanimboaloboka voafefy andaniny roa. Baiboly Protestanta Malagasy Ary Ilay Anjelin’i Jehovah nijanona teo an-kandemponana tanelanelan’ny tanimboaloboka, izay nisy fefy teo an-daniny roa. Malagasy Bible Ary Ilay Anjelin'i Jehovah nijanona teo an-kandemponana tanelanelan'ny tanim-boaloboka, izay nisy fefy teo an-daniny roa. La Bible en Malgache Ary ilay Anjelin’NY TOMPO nijanona tao amin’ny lalan-tery teo anelanelan’ny tanim-boaloboka; nisy fefy teo an-daniny roa. |
Hitan’ity ampondra ilay Anjelin’i Iaveh nijanona teo an-dalana sy nitana sabatra voatsoaka teny an-tanany, ka nivily lalana nankany anaty saha izy. Nokapohin’i Balaama ny ampondrany, hampiverenany azy amin’ny lalana indray.
Nony nahita ilay Anjelin’i Iaveh ilay ampondra dia nitampisaka nanaraka ny rindrina, ka voatery tamin’ny rindrina ny tongotr’i Balaama, dia nikapoka azy indray izy.