Nomery 22:16 - Baiboly Katolika
Ka nony tonga tany amin’i Balaama ireo, dia nanao taminy hoe: «Izao no tenin’i Balàka zanak’i Sefôra: Mihanta aminao re aho, mba tsy hisy hahasakana anao tsy hankatỳ amiko,
Jereo ny toko
Dia tonga tao amin’i Balama ireny ka niteny taminy hoe: Izao no lazain’i Balaka, zanak’i Zipora: Aoka mba tsy ho azon-tsampona ny hankanesanao atỳ amiko;
Jereo ny toko
Rehefa tonga tany amin’i Balahama ireo, dia nanao taminy hoe: –Izao no lazain’i Balàka, zanakalahin’i Tsipôra: «Aoka re mba tsy holavinao ny hankanesanao atỳ amiko e!
Jereo ny toko
Rehefa tonga tany amin’i Balahama ireo, dia nanao taminy hoe: –Izao no lazain’i Balàka, zanakalahin’i Tsipôra: «Aoka re mba tsy holavinao ny hankanesanao atỳ amiko e!
Jereo ny toko
Dia tonga tao amin’i Balama ireny ka nanao taminy hoe: Izao no lazain’i Balaka, zanak’i Zipora: Aoka mba tsy ho azon-tsampona ny hankanesanao atỳ amiko;
Jereo ny toko
Dia tonga tao amin'i Balama ireny ka nanao taminy hoe: Izao no lazain'i Balaka, zanak'i Zipora: Aoka mba tsy ho azon-tsampona ny hankanesanao atỳ amiko;
Jereo ny toko
Dia tonga tao amin’i Balama ireny ka niteny taminy hoe: Izao no lazain’i Balaka, zanak’i Zipora: Aoka mba tsy ho azon-tsampona ny hankanesanao atỳ amiko;
Jereo ny toko