Nomery 18:24 - Baiboly Katolika
Fa ny fahafolon-karena hatokan’ny zanak’i Israely ho an’i Iaveh no omeko ho lovan’ny Levita; izany no ilazako aminy hoe: Tsy hanan-dova eo afovoan’ny zanak’i Israely izy.»
Jereo ny toko
Fa ny fahafolonkarenan’ny Zanak’Israely, izay atolony ho fanomezana ho an’NY TOMPO, dia efa nomeko ho an’ny taranak’i Levy ho fananany; izany no nilazako taminy hoe: Tsy hanana lova eo amin’ny Zanak’Israely izy.
Jereo ny toko
fa homeko ho anjarany kosa ny fahafolon-karena izay aterin’ny Israelita ho Ahy TOMPO; izany no nilazako taminy fa tsy handray faritany ho lova eo anivon’ny Israelita izy.
Jereo ny toko
fa homeko ho anjarany kosa ny fahafolon-karena izay aterin’ny Israelita ho Ahy TOMPO; izany no nilazako taminy fa tsy handray faritany ho lova eo anivon’ny Israelita izy.
Jereo ny toko
Fa ny fahafolon-karen’ny Zanak’Isiraely, izay ateriny ho fanatitra ho an’i Jehovah, dia efa nomeko ho an’ny taranak’i Levy ho fananany; izany no nilazako taminy hoe: Tsy hanana lova eo amin’ny Zanak’Isiraely izy.
Jereo ny toko
Fa ny fahafolon-karen'ny Zanak'Isiraely, izay ateriny ho fanatitra ho an'i Jehovah, dia efa nomeko ho an'ny taranak'i Levy ho fananany; izany no nilazako taminy hoe: Tsy hanana lova eo amin'ny Zanak'Isiraely izy.