Nomery 17:27 - Baiboly Katolika Hoy ny zanak’i Israely tamin’i Môizy: «Indro fa maty izahay, ringana izahay, ringana avokoa izahay rehetra. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia niteny tamin’i Mosesy ny Zanak’Israely hoe: Indro, maty izahay, ringana izahay; eny, ringana avokoa izahay rehetra! DIEM PROTESTANTA Niteny tamin’i Mosesy ny Israelita ka nanao hoe: –Indro fa ho faty izahay, ho ringana izahay; eny, ho ringana avokoa izahay rehetra. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Niteny tamin’i Mosesy ny Israelita ka nanao hoe: –Indro fa ho faty izahay, ho ringana izahay; eny, ho ringana avokoa izahay rehetra. Baiboly Protestanta Malagasy Dia niteny tamin’i Mosesy ny Zanak’Isiraely ka nanao hoe: Indro, maty izahay, ringana izahay, eny, ringana avokoa izahay rehetra. La Bible en Malgache Dia niteny tamin’i Mosesy ny Zanak’Israely hoe: Indro, maty izahay, ringana izahay; eny, ringana avokoa izahay rehetra! |