Nomery 17:26 - Baiboly Katolika Dia nataon’i Môizy izany, nataony araka ny nandidian’i Iaveh azy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia notanterahin’i Mosesy izany; araka izay nandidian’NY TOMPO azy no nataony. DIEM PROTESTANTA Dia notanterahin’i Mosesy araka izay nandidian’ny TOMPO hataony izany. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia notanterahin’i Mosesy araka izay nandidian’ny TOMPO hataony izany. Baiboly Protestanta Malagasy Dia nataon’i Mosesy izany; araka izay efa nandidian’i Jehovah azy no nataony. La Bible en Malgache Dia notanterahin’i Mosesy izany; araka izay nandidian’NY TOMPO azy no nataony. |