Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Nomery 17:20 - Baiboly Katolika

Izay lehilahy tompon’ny tehina hamony, dia izy no hofidiko, ka dia hampanginiko ny fimonomononan’ny zanak’i Israely aminareo eo anatrehako.»

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Ary ny tehin’ny lehilahy izay hofidiko dia hitsimoka ka hampanginiko ny fimonomononan’ny Zanak’Israely Amiko, izay imonomononany aminareo.

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

Hitsimoka ny tehin’ilay lehilahy hofidiko, koa dia hampanginiko ny fanakianan’ny Israelita anareo eo anatrehako.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Hitsimoka ny tehin’ilay lehilahy hofidiko, koa dia hampanginiko ny fanakianan’ny Israelita anareo eo anatrehako.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Ary ny tehin’ny lehilahy izay hofidiko dia hitsimoka; ka dia hampanginiko ny fimonomononan’ny Zanak’Isiraely amiko, izay imonomononany aminareo.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Ary ny tehin’ny lehilahy izay hofidiko dia hitsimoka ka hampanginiko ny fimonomononan’ny Zanak’Israely Amiko, izay imonomononany aminareo.

Jereo ny toko



Nomery 17:20
0 Rohy Ifampitohizana