«Ilazao i Eleazara, zanak’i Aarôna mpisorona, hanala ny fanembohana eny amin’ny may sy hanely ny afo any lavitra any, fa zava-masina ireny.
Nomery 17:1 - Baiboly Katolika Niteny tamin’i Môizy i Iaveh nanao hoe: Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Hoy NY TOMPO tamin’i Mosesy: DIEM PROTESTANTA Dia niteny tamin’i Mosesy ny TOMPO ka nanao hoe: Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia niteny tamin’i Mosesy ny TOMPO ka nanao hoe: Baiboly Protestanta Malagasy Ary Jehovah niteny tamin’i Mosesy ka nanao hoe: Malagasy Bible Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy ka nanao hoe: La Bible en Malgache Hoy NY TOMPO tamin’i Mosesy: |
«Ilazao i Eleazara, zanak’i Aarôna mpisorona, hanala ny fanembohana eny amin’ny may sy hanely ny afo any lavitra any, fa zava-masina ireny.