Izy no hitsara ny vahoaka mandrakariva: ny raharaha lehibe hoentiny eo anatrehanao; ny raharaha madinika kosa hotapahin’izy ireo ihany. Hamaivano ny raharaha entinao, ary aoka izy ireo hiara-mitondra aminao.
Nomery 15:33 - Baiboly Katolika Nentin’ireo nahita azy nanangona kitay hazo teo amin’i Môizy sy i Aarôna ary ny fiangonana rehetra izy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary ireo nahita azy nanangona kitay dia nitondra azy teo amin’i Mosesy sy i Arona ary ny fiangonana manontolo. DIEM PROTESTANTA Izay nahatratra azy nifako kitay dia nitondra azy teo amin’i Mosesy sy i Aharôna ary ny fiangonana iray manontolo. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Izay nahatratra azy nifako kitay dia nitondra azy teo amin’i Mosesy sy i Aharôna ary ny fiangonana iray manontolo. Baiboly Protestanta Malagasy Ary izay nahita azy nanangona kitay dia nitondra azy teo amin’i Mosesy sy Arona ary ny fiangonana rehetra. Malagasy Bible Ary izay nahita azy nanangona kitay dia nitondra azy teo amin'i Mosesy sy Arona ary ny fiangonana rehetra. La Bible en Malgache Ary ireo nahita azy nanangona kitay dia nitondra azy teo amin’i Mosesy sy i Arona ary ny fiangonana manontolo. |
Izy no hitsara ny vahoaka mandrakariva: ny raharaha lehibe hoentiny eo anatrehanao; ny raharaha madinika kosa hotapahin’izy ireo ihany. Hamaivano ny raharaha entinao, ary aoka izy ireo hiara-mitondra aminao.
Raha mbola tany an’efitra ny zanak’i Israely, dia nahita lehilahy anankiray nanangona kitay hazo tamin’ny andro sabata.