Nifanditra tamin’i Môizy ny vahoaka, ka nanao hoe: «Inay anie izahay mba maty, tamin’ny nahafatesan’ny rahalahinay teo anatrehan’i Iaveh!
Nomery 14:36 - Baiboly Katolika Ireo lehilahy nirahin’i Môizy hisafo ny tany, ka nampimonomonona ny fiangonana rehetra taminy nony tafaverina, fa nanao laza ratsy ny tany, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary ireo lehilahy izay nirahin’i Mosesy hisafo ny tany, dia izay niverina ka nahatonga ny fiangonana manontolo himonomonona tamin’i Mosesy, satria nilaza ratsy ny tany izy, DIEM PROTESTANTA Izao kosa ny amin’ny lehilahy izay nirahin’i Mosesy hisafo ny tany ka nony tafaverina, dia nampimonomonona ny fiangonana hanome tsiny an’i Mosesy: Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Izao kosa ny amin’ny lehilahy izay nirahin’i Mosesy hisafo ny tany ka nony tafaverina, dia nampimonomonona ny fiangonana hanome tsiny an’i Mosesy: Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny lehilahy izay nirahin’i Mosesy hisafo ny tany, dia izay niverina ka nampimonomonona ny fiangonana rehetra tamin’i Mosesy, satria nanao laza ratsy ny tany izy,– Malagasy Bible Ary ny lehilahy izay nirahin'1 Mosesy hisafo ny tany, dia izay niverina ka nampimonomonona ny fiangonana rehetra tamin'i Mosesy, satria nanao laza ratsy ny tany izy, La Bible en Malgache Ary ireo lehilahy izay nirahin’i Mosesy hisafo ny tany, dia izay niverina ka nahatonga ny fiangonana manontolo himonomonona tamin’i Mosesy, satria nilaza ratsy ny tany izy, |
Nifanditra tamin’i Môizy ny vahoaka, ka nanao hoe: «Inay anie izahay mba maty, tamin’ny nahafatesan’ny rahalahinay teo anatrehan’i Iaveh!