Fa izaho kosa feno hery, omban’ny Fanahin’i Iaveh, ary feno rariny aman-kerim-po, hanambara amin’i Jakôba ny helony; sy amin’i Israely ny fahotany.
Nomery 14:17 - Baiboly Katolika Koa ankehitriny, aoka hiseho ho lehibe ny fahefan’ny Tompo, araka ilay voalazanao hoe: Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Koa ankehitriny, aoka hiseho ny halehiben’ny herin’NY TOMPO, araka ilay teninao hoe: DIEM PROTESTANTA Koa ankehitriny, Tompo ô, mitalaho aminao aho, asehoy ny herinao araka ny teninao hoe: Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Koa ankehitriny, Tompo ô, mitalaho aminao aho, asehoy ny herinao araka ny teninao hoe: Baiboly Protestanta Malagasy Ary ankehitriny, aoka hiseho ny halehiben’ny herin’ny Tompo, araka ilay teninao hoe: Malagasy Bible Ary ankehitriny, aoka hiseho ny halehiben'ny herin'ny Tompo, araka ilay teninao hoe: La Bible en Malgache Koa ankehitriny, aoka hiseho ny halehiben’ny herin’NY TOMPO, araka ilay teninao hoe: |
Fa izaho kosa feno hery, omban’ny Fanahin’i Iaveh, ary feno rariny aman-kerim-po, hanambara amin’i Jakôba ny helony; sy amin’i Israely ny fahotany.
‹Tsy zakan’i Iaveh ny nampiditra iny vahoaka iny amin’ny tany efa nianianany homena azy, ka izany no namonoany azy tany an’efitra.›
Ela vao mitezitra i Iaveh, ary sesehena ny hatsaram-pony: mamela ny heloka sy ny fahotana izy, nefa tsy nataony ho tsy manan-tsiny ny meloka, fa mamaly ny heloky ny ray amin’ny zanaka, hatramin’ny taranaka fahatelo sy fahefatra.
Ary mba ho fantatrareo fa ny Zanak’olona manam-pahefana etỳ an-tany hamela heloka, dia hoy Izy tamin’ilay malemy: Mitsangàna, ento ny fandrianao, ary modia any an-tranonao.»
Nony nahita izany ny vahoaka, dia natahotra sy nankalaza an’Andriamanitra noho Izy nanome ny olona fahefana toy izany.