Nomery 13:5 - Baiboly Katolika Safata zanak’i Hori, avy amin’ny fokon’i Simeôna; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 avy tamin’ny fokon’i Simeona, i Safata, zanak’i Hory; DIEM PROTESTANTA I Safata zanakalahin’i Hôrỳ, avy amin’ny fokon’i Simehôna; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara I Safata zanakalahin’i Hôrỳ, avy amin’ny fokon’i Simehôna; Baiboly Protestanta Malagasy avy tamin’ny firenen’i Simeona dia Safata, zanak’i Hory; Malagasy Bible avy tamin'ny firenen'i Simeona dia Safata, zanak'i Hory; La Bible en Malgache avy tamin’ny fokon’i Simeona, i Safata, zanak’i Hory; |