Dia tonga ny anankiray tamin’ireo mpandositra nilaza izany tamin’i Abrama, Hebrio, izay nonina tao amin’ireo terebintan’i Mambre, dia ilay Amôreana rahalahin’i Eskôla sy Anera, fa olona vita fanekem-pihavanana tamin’i Abrama ireo.
Nomery 13:23 - Baiboly Katolika Nony tonga tao amin’ny lohasaha Eskôla izy ireo dia nanapaka rantsam-boaloboka iray nisy sampahony, ka roa lahy izy no nilanja an’io tamin’ny hazo lava; naka ampongabendanitra sy aviavy koa izy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia tonga hatrany amin’ny lohasaha Eskola izy ireo ka tany no nanapaka sampam-boaloboka izay nisy sampahony iray ihany, ary nolanjain’ny roalahy tamin’ny bao izany; nitondrany mody koa ny ampongabendanitra sy ny aviavy. DIEM PROTESTANTA Nankany amin’ny Lohasahan’i Eskôla ireo mpisafo tany ka nanapaka tahom-boaloboka misy sampahony, ary nolanjain’olon-droa tamin’ny hazo niaraka tamin’ny ampongabendanitra sy ny aviavy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Nankany amin’ny Lohasahan’i Eskôla ireo mpisafo tany ka nanapaka tahom-boaloboka misy sampahony, ary nolanjain’olon-droa tamin’ny hazo niaraka tamin’ny ampongabendanitra sy ny aviavy. Baiboly Protestanta Malagasy Dia nankany amin’ny lohasaha Eskola izy ka nanapaka sampam-boaloboka teo izay nisy sampahony iray ihany, ary nolanjain-droa lahy tamin’ny hazo izany; ary ny ampongabendanitra sy ny aviavy dia nitondrany koa. Malagasy Bible Dia nankany amin'ny lohasaha Eskola izy ka nanapaka sampam-boaloboka teo izay nisy sampahony iray ihany, ary nolanjain-droa lahy tamin'ny hazo izany; ary ny ampongaben-danitra sy ny aviavy dia nitondrany koa. La Bible en Malgache Dia tonga hatrany amin’ny lohasaha Eskola izy ireo ka tany no nanapaka sampam-boaloboka izay nisy sampahony iray ihany, ary nolanjain’ny roalahy tamin’ny bao izany; nitondrany mody koa ny ampongabendanitra sy ny aviavy. |
Dia tonga ny anankiray tamin’ireo mpandositra nilaza izany tamin’i Abrama, Hebrio, izay nonina tao amin’ireo terebintan’i Mambre, dia ilay Amôreana rahalahin’i Eskôla sy Anera, fa olona vita fanekem-pihavanana tamin’i Abrama ireo.
Noho ny sampahom-boaloboka notapahin’ny zanak’i Israely teo, dia nomena anarana hoe Lohasahan’i Eskôla io fitoerana io.
Niakatra hatrany an-dohasahan’i Eskôla izy ary nahita ny tany, dia nampiketraka ny zanak’i Israely tsy hiditra any amin’ny tany omen’i Iaveh azy.
Taorian’izany dia vehivavy anankiray tany an-dohasahan’i Sôreka no tiany. Dalilà no anarany.