Nomery 13:15 - Baiboly Katolika Goela, zanak’i Makì, avy amin’ny fokon’i Gada. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 avy tamin’ny fokon’i Gada, i Geoela, zanak’i Makỳ. DIEM PROTESTANTA I Geoela zanakalahin’i Makỳ, avy amin’ny fokon’i Gada. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara I Geoela zanakalahin’i Makỳ, avy amin’ny fokon’i Gada. Baiboly Protestanta Malagasy avy tamin’ny firenen’i Gada dia Geoela, zanak’i Maky. Malagasy Bible avy tamin'ny firenen'i Gada dia Geoela, zanak'i Maky. La Bible en Malgache avy tamin’ny fokon’i Gada, i Geoela, zanak’i Makỳ. |
Ireo no anaran’ny lehilahy nirahin’i Môizy hisafo ny tany. I Ozea, zanak’i Nona dia nomen’i Môizy anarana hoe Jôsoe.