Nomery 13:14 - Baiboly Katolika Nahabì, zanak’i Vapsì, avy amin’ny fokon’i Neftalì; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 avy tamin’ny fokon’i Naftaly, i Naby, zanak’i Vofsy; DIEM PROTESTANTA I Nahabỳ zanakalahin’i Vôtsỳ, avy amin’ny fokon’i Naftalỳ; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara I Nahabỳ zanakalahin’i Vôtsỳ, avy amin’ny fokon’i Naftalỳ; Baiboly Protestanta Malagasy avy tamin’ny firenen’i Naftaly dia Naby, zanak’i Vofsy; Malagasy Bible avy tamin'ny firenen'i Naftaly dia Naby, zanak'i Vofsy; La Bible en Malgache avy tamin’ny fokon’i Naftaly, i Naby, zanak’i Vofsy; |