dia nomena an’i Hebrôna mbamin’ny tany fiandrasam-biby manodidina azy teo amin’ny tanin’i Jodà;
Nehemia 11:12 - Baiboly Katolika mbamin’ny rahalahin’ireo, izay nanao ny raharaha tao an-trano: 822; i Adaiasa zanak’i Jerohama zanak’i Feleliasa zanak’i Amsỳ, zanak’i Zakaria zanak’i Fasora zanak’i Melkiasa, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny rahalahin’ireo izay mpanao ny raharaha tao an-trano dia roa amby roapolo sy valonjato. I Adaia, zanak’i Jerohama, zanak’i Pelalia, zanak’i Amzy, zanak’i Zakaria, zanak’i Pasora, zanak’i Malkia, DIEM PROTESTANTA ary koa lehilahy 822 iray tarika amin’i Jedahià sy i Seraià, izay mpiasa teo amin’ny fanaovana ny tranon’Andriamanitra; i Hadaià, zanakalahin’i Jerôhama sy zafin’i Pelahià sy zafiafin’i Ametsy sy zafin-dohalik’i Zakarià sy zafin-kitrokelin’i Pasehora ary zafim-paladian’i Malkià, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ary koa lehilahy 822 iray tarika amin’i Jedahià sy i Seraià, izay mpiasa teo amin’ny fanaovana ny tranon’Andriamanitra; i Hadaià, zanakalahin’i Jerôhama sy zafin’i Pelahià sy zafiafin’i Ametsy sy zafin-dohalik’i Zakarià sy zafin-kitrokelin’i Pasehora ary zafim-paladian’i Malkià, Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny rahalahin’ireo izay mpanao ny raharaha tao an-trano dia roa amby roa-polo amby valon-jato; ary Adaia, zanak’i Jerohama, zanak’i Pelalia, zanak’i Amzy, zanak’i Zakaria, zanak’i Pasora, zanak’i Malkia, Malagasy Bible Ary ny rahalahin'ireo izay mpanao ny raharaha tao an-trano dia roa amby roa-polo amby valon-jato; ary Adaia, zanak'i Jerohama, zanak'i Pelalia, zanak'i Amzy, zanak'i Zakaria, zanak'i Pasora, zanak'i Malkia, La Bible en Malgache Ny rahalahin’ireo izay mpanao ny raharaha tao an-trano dia roa amby roapolo sy valonjato. I Adaia, zanak’i Jerohama, zanak’i Pelalia, zanak’i Amzy, zanak’i Zakaria, zanak’i Pasora, zanak’i Malkia, |
dia nomena an’i Hebrôna mbamin’ny tany fiandrasam-biby manodidina azy teo amin’ny tanin’i Jodà;
i Jashina, i Saraiasa zanak’i Helkiasa zanak’i Mosolama zanak’i Sadôka zanak’i Meraiota zanak’i Akitoba, andriandahy amin’ny tranon’Andriamanitra,
mbamin’ireo rahalahiny, samy loham-pianakaviana: 242; ary i Amasaì zanak’i Azreela zanak’i Ahazy zanak’i Mosolamota, zanak’i Emera,