Dia hoy izy hoe: «Indro misy fetin’i Iaveh ankalazaina isan-taona any Silao», ilay tanàna ao avaratr’i Betela, atsinanan’ny lalana miakatra avy any Betela ho any Sikema ary atsimon’i Libàna,
Mpitsara 21:20 - Baiboly Katolika ka nomeny didy ny taranak’i Benjamina, nataony hoe: «Mandehana ianareo, manao otrika ao amin’ny tanimboaloboka, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary nandidy ny taranak’i Benjamina izy ireo hoe: Mandehana ka manaova vela-pandrika any amin’ny tanim-boaloboka ka jereo, DIEM PROTESTANTA Koa nanoro hevitra ireo lehilahy benjaminita izy hoe: –Mandehana miafina any anaty voaloboka, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Koa nanoro hevitra ireo lehilahy benjaminita izy hoe: –Mandehana miafina any anaty voaloboka, Baiboly Protestanta Malagasy Ary nandidy ny taranak’i Benjamina izy ka nanao hoe: Mandehana, ka manotreha any amin’ny tanimboaloboka, Malagasy Bible Ary nandidy ny taranak'i Benjamina izy ka nanao hoe: Mandehana, ka manotreha any amin'ny tanim-boaloboka, La Bible en Malgache Ary nandidy ny taranak’i Benjamina izy ireo hoe: Mandehana ka manaova vela-pandrika any amin’ny tanim-boaloboka ka jereo, |
Dia hoy izy hoe: «Indro misy fetin’i Iaveh ankalazaina isan-taona any Silao», ilay tanàna ao avaratr’i Betela, atsinanan’ny lalana miakatra avy any Betela ho any Sikema ary atsimon’i Libàna,
dia jereo, ka nony injay mivoaka hiara-mandihy ny zazavavin’i Silao, dia mivoaha avy ao an-tanimboaloboka, ka samia ianareo misambotra izay ho vadinareo amin’ny zazavavin’i Silao, dia handeha hankany amin’ny tanin’i Benjamina indray.»