Nony maty i Jôsoe, dia nanontany an’i Iaveh ny zanak’i Israely nanao hoe: «Iza aminay no hananika voalohany ny Kananeanina hiady aminy?»
Mpitsara 2:8 - Baiboly Katolika Maty tamin’ny fahafolo amby zaton’ny taonany i Jôsoe, zanak’i Nona, mpanompon’i Iaveh. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary maty i Josoa, zanak’i Nona, mpanompon’NY TOMPO, rehefa feno folo amby zato taona ny androny. DIEM PROTESTANTA Ary maty i Josoa, zanakalahin’i Nona sady mpanompon’ny TOMPO, rehefa feno 110 taona. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary maty i Josoa, zanakalahin’i Nona sady mpanompon’ny TOMPO, rehefa feno 110 taona. Baiboly Protestanta Malagasy Ary maty Josoa, zanak’i Nona, mpanompon’i Jehovah, rehefa folo amby zato taona ny androny. Malagasy Bible Ary maty Josoa, zanak'i Nona, mpanompon'i Jehovah, rehefa folo amby zato taona ny androny. La Bible en Malgache Ary maty i Josoa, zanak’i Nona, mpanompon’NY TOMPO, rehefa feno folo amby zato taona ny androny. |
Nony maty i Jôsoe, dia nanontany an’i Iaveh ny zanak’i Israely nanao hoe: «Iza aminay no hananika voalohany ny Kananeanina hiady aminy?»
Nanompo an’i Iaveh ny vahoaka, tamin’ny andro rehetra niainan’i Jôsoe, sy tamin’ny andro rehetra niainan’ireo loholona velona taoriany, izay nahita ny asa lehibe rehetra nataon’i Iaveh ho an’i Israely.
Nalevina tao amin’ny faritany zara taniny izy, dia tao Tamnata-Heresy amin’ny tendrombohitr’i Efraima avaratry ny tendrombohitra Gaasa.