Mpitsara 16:29 - Baiboly Katolika
Dia nobedain’i Samsôna ny andry roa afovoany nanohana ny trano, ka nitehika mafy taminy izy; ny tanany havanana tamin’ny anankiray ary ny tanany havia tamin’ny anankiray.
Jereo ny toko
Dia nitady hitsapa ny andry roa teo afovoany izay nanohana ny trano izy, ny iray dia tamin’ny tanany havanana, ary ny iray dia tamin’ny tanany havia, ka niankina tamin’ireo.
Jereo ny toko
Dia notsapatsapain’i Samsôna ireo andry roa afovoany izay nanohana ny tempoly; ka ny anankiray niankinan’ny tanany havanana, ary ny anankiray niankinan’ny tanany havia.
Jereo ny toko
Dia notsapatsapain’i Samsôna ireo andry roa afovoany izay nanohana ny tempoly; ka ny anankiray niankinan’ny tanany havanana, ary ny anankiray niankinan’ny tanany havia.
Jereo ny toko
Dia notanan’i Samsona ny andry roa teo afovoany izay nanohana ny trano, ny anankiray tamin’ny tànany ankavanana, ary ny anankiray tamin’ny tànany ankavia, ka niankina teo izy.
Jereo ny toko
Dia notanan'i Samsona ny andry roa teo afovoany izay nanohana ny trano, ny anankiray tamin'ny tanany ankavanana, ary ny anankiray tamin'ny tànany ankavia, ka niankina teo izy.
Jereo ny toko
Dia nitady hitsapa ny andry roa teo afovoany izay nanohana ny trano izy, ny iray dia tamin’ny tanany havanana, ary ny iray dia tamin’ny tanany havia, ka niankina tamin’ireo.
Jereo ny toko