Mpitsara 16:25 - Baiboly Katolika
Nony injay efa revon-kafaliana ny fon’izy ireo, dia hoy izy: «Ampanalao i Samsôna hampilalao antsika.» Dia nalaina tany an-tranomaizina i Samsôna, ka nandihy teo anatrehan’izy ireo. Teo anelanelan’ny andry izy no napetraka.
Jereo ny toko
Rehefa faly iny ny fony dia niteny izy ireo hoe: Alao i Samsona mba hanao kilalao ho antsika! Dia nampaka an’i Samsona avy tao an-trano famatorana izy ka nanao kilalao teo anatrehan’ireo i Samsona. Nampijoroiny teo anelanelan’ny andry izy.
Jereo ny toko
Ary rehefa faly ny fony, dia hoy izy: Alao Samsona mba hanao laolao ho antsika. Dia nampaka an’i Samsona avy tao an-trano famatorana izy, ka nanao laolao teo anatrehan’ireo Samsona; ary nampitsanganiny teo anelanelan’ny andry izy.
Jereo ny toko
Ary rehefa faly ny fony, dia hoy izy: Alao Samsona mba hanao laolao ho antsika. Dia nampaka an'i Samsona avy tao an-trano famatorana izy, ka nanao laolao teo anatrehan'ireo Samsona; ary nampitsanganiny teo anelanelan'ny andry izy.