Mpitsara 13:19 - Baiboly Katolika Dia nalain’i Manôe ny zanak’osy sy ny fanatitra ka nateriny ho an’i Iaveh teo ambonin’ny vatolampy; ary nanao fahagagana i Iaveh raha mbola nijery teo i Manôe sy ny vadiny. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia naka ny zanak’osy sy ny fanatitra avy amin’ny zavamaniry i Manoa ka nanolotra ireny ho fanatitra dorana manontolo teo amin’ny vatolampy ho an’NY TOMPO izay miasa amin’ny fomba mahagaga; ary nijery izany i Manoa sy ny vadiny. DIEM PROTESTANTA Dia naka zanak’osy sy fanatitra hohanina i Manôà ka napetrany teo ambony vatolampy mba hatolotra ny TOMPO Izay mpanao zavatra mahagaga. Raha mbola nijery teo i Manôà sy ny vadiny, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia naka zanak’osy sy fanatitra hohanina i Manôà ka napetrany teo ambony vatolampy mba hatolotra ny TOMPO Izay mpanao zavatra mahagaga. Raha mbola nijery teo i Manôà sy ny vadiny, Baiboly Protestanta Malagasy Dia naka ny zanak’osy sy ny fanatitra hohanina Manoa ka nanatitra ireny teo ambonin’ny vatolampy ho an’i Jehovah; ary Ilay Anjely kosa nanao zava-mahagaga, raha mbola nijery teo Manoa mivady. Malagasy Bible Dia naka ny zanak'osy sy ny fanatitra hohanina Manoa ka nanatitra ireny teo ambonin'ny vatolampy ho an'i Jehovah; ary Ilay Anjely kosa nanao zava-mahagaga, raha mbola nijery teo Manoa mivady. La Bible en Malgache Dia naka ny zanak’osy sy ny fanatitra avy amin’ny zavamaniry i Manoa ka nanolotra ireny ho fanatitra dorana manontolo teo amin’ny vatolampy ho an’NY TOMPO izay miasa amin’ny fomba mahagaga; ary nijery izany i Manoa sy ny vadiny. |