Aoka hatolotra ho amin’ny fandringanana ny taranany, ary aoka ho mati-maso amin’ny taranaka faharoa ny anarany!
Mpitoriteny 6:4 - Baiboly Katolika Satria foana ny nahatongavany, amin’ny maizina no ahalasanany; ho voasaron’ny haizina ny anarany; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Fa tamin’ny zava-poana no niaviany ary ao amin’ny maizina no alehany, sady ho voasaron’ny haizina ny anarany, DIEM PROTESTANTA Fa na dia zava-poana aza ny nahatongavan’io zazarano io ka tao anaty haizina no nahalasanany ary tsy hotsarovana intsony izy; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Fa na dia zava-poana aza ny nahatongavan’io zazarano io ka tao anaty haizina no nahalasanany ary tsy hotsarovana intsony izy; Baiboly Protestanta Malagasy Fa toa zava-poana no nihavian’io, ary mandeha ao amin’ny maizina izy, sady ho voasaron’ny aizina ny anarany, Malagasy Bible Fa toa zava-poana no nihavian'io, ary mandeha ao amin'ny maizina izy, sady ho voasaron'ny aizina ny anarany, La Bible en Malgache Fa tamin’ny zava-poana no niaviany ary ao amin’ny maizina no alehany, sady ho voasaron’ny haizina ny anarany, |
Aoka hatolotra ho amin’ny fandringanana ny taranany, ary aoka ho mati-maso amin’ny taranaka faharoa ny anarany!
Na dia manan-janaka zato lahy aza ity olona anankiray sady ela velona taona maro izy, ary nihamaro ny andron’ny taonany, raha tsy voky hasambarana ny fanahiny, ary tsy nahazo levenana akory ny tenany, dia sambatra noho izy, ny tsy tonga volana, hoy aho.