Na dia eo amin’ny hehy aza mahatsiaro ory ny fo; ary ny fifaliana miafara amin’ny fisaonana.
Mpitoriteny 2:2 - Baiboly Katolika Hoy aho mantsy ny fihomehezana: Hadalana! ary mantsy ny fifaliana: Inona no vokatra avy aminy? Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Hoy aho momba ny fihomehezana: Hadalana izany! Ary momba ny fifaliana: Mahefa inona izany? DIEM PROTESTANTA Fahadalana ny fihomehezana, hoy aho; ary tsy mitondra mankaiza ny fifaliana. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Fahadalana ny fihomehezana, hoy aho; ary tsy mitondra mankaiza ny fifaliana. Baiboly Protestanta Malagasy Hoy izaho, miantso ny fihomehezana: Fahadalana, ary ny fifaliana hoe: Mahefa inona? Malagasy Bible Hoy izaho, miantso ny fihomehezana: Fahadalana, ary ny fifaliana hoe: Mahefa inona? La Bible en Malgache Hoy aho momba ny fihomehezana: Hadalana izany! Ary momba ny fifaliana: Mahefa inona izany? |
Na dia eo amin’ny hehy aza mahatsiaro ory ny fo; ary ny fifaliana miafara amin’ny fisaonana.