Izay Izy vao nilaza tamin’ny olombelona nanao hoe: ‹Ny fahatahorana ny Tompo, dia izay no fahendrena, ny mandositra ny ratsy, dia izay no fahalalana› ».
Mpitoriteny 1:18 - Baiboly Katolika Satria rehefa be fahendrena, be alahelo koa; ary izay mampitombo ny fahaizany, mampitombo ny fahoriany koa. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 satria izay be fahendrena dia be fahasahiranan-tsaina ary izay mitombo fahalalana dia mitombo fanaintainana. DIEM PROTESTANTA Fa arakaraka ny mahabe fahendrena no mahabe fahasahiranana; ary izay mitombo fahalalana, dia mitombo fahoriana. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Fa arakaraka ny mahabe fahendrena no mahabe fahasahiranana; ary izay mitombo fahalalana, dia mitombo fahoriana. Baiboly Protestanta Malagasy satria izay be fahendrena dia be alahelo, ary izay mitombo fahalalana dia mitombo fahoriana. Malagasy Bible satria izay be fahendrena dia be alahelo, ary izay mitombo fahalalana dia mitombo fahoriana. La Bible en Malgache satria izay be fahendrena dia be fahasahiranan-tsaina ary izay mitombo fahalalana dia mitombo fanaintainana. |
Izay Izy vao nilaza tamin’ny olombelona nanao hoe: ‹Ny fahatahorana ny Tompo, dia izay no fahendrena, ny mandositra ny ratsy, dia izay no fahalalana› ».
Ary hitako kosa anefa fa iray ihany ny anjara hahazo azy roa tonta. Ka hoy aho anakampo: Iray amin’ny anjaran’ny adala ihany no anjara hihatra amiko; ka soa inona àry ho ahy izao fahendreko rehetra izao? Dia hoy aho anakampoko: Zava-poana ihany koa izany.
Fa ny androny, fahoriana avokoa, ny rahalahiny, fahasorisorenana fotsiny. Ny alina avy no tsy itsaharan’ny fony: Zava-poana ihany koa izany.
Aza dia marin-doatra, ary aza dia miseho ho hendry loatra: ahoana no hitadiavanao hamono tena?