fa ampy ho an’ny mpianatra ny tahaka ny mpampianatra azy, ary ho an’ny mpanompo ny tahaka ny tompony. Raha ny lohan’ny fianakaviana aza nantsoiny hoe Belzeboba, mainka fa ny ankohonany.
Matio 9:34 - Baiboly Katolika Fa ny Farisianina kosa nanao hoe: «Ny lehiben’ny demony no androahany ny demony.» Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Fa hoy kosa ny Fariseo hoe: Ny lohan’ny demonia no androahany ny demonia. DIEM PROTESTANTA Ny Farisianina kosa niteny hoe: –Fahefana avy amin’ny filohan’ny demony ange no androahany ny demony e! Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny Farisianina kosa niteny hoe: –Fahefana avy amin’ny filohan’ny demony ange no androahany ny demony e! Baiboly Protestanta Malagasy Fa ny Fariseo kosa nanao hoe: Ny lohan’ny demonia no amoahany ny demonia. Malagasy Bible Fa ny Fariseo kosa nanao hoe: Ny lohan'ny demonia no amoahany ny demonia. La Bible en Malgache Fa hoy kosa ny Fariseo* hoe: Ny lohan’ny demonia no androahany ny demonia. |
fa ampy ho an’ny mpianatra ny tahaka ny mpampianatra azy, ary ho an’ny mpanompo ny tahaka ny tompony. Raha ny lohan’ny fianakaviana aza nantsoiny hoe Belzeboba, mainka fa ny ankohonany.
Tamin’izay nisy lehilahy azon’ny demony, sady jamba no moana, nentina teo aminy: dia nositraniny io, ka niteny sy nahita.
Ary raha i Belzeboba no androahako ny demony, iza kosa no androahan’ny zanakareo azy? Koa amin’izany, izy ireo ihany no hitsara anareo.
Ny mpanora-dalàna izay nidina avy tany Jerosalema kosa nanao hoe: «Efa azon’i Belzeboba Izy, ary ny filohan’ny demony no androahany ny demony.»
fa ny sasany tamin’izay teo nanao hoe: «I Belzeboba lehiben’ny demony no androahany ny demony.»
Fa izay rehetra manao ratsy dia tsy tia ny fahazavana, ka tsy manatona ny fahazavana sao hita miharihary ny asany;
Nahoana no mitady hahafaty Ahy ianareo?» Dia namaly ny vahoaka ka nanao hoe: «Azon’ny demony Ianao; iza no mitady hahafaty Anao eo?.»