Maro ny olona midera ny hatsaram-pony avy; fa izay olona mahatoky kosa, dia iza no hahita azy?
Matio 9:14 - Baiboly Katolika Tamin’izay, dia nankao aminy ny mpianatr’i Joany, ka nanao hoe: «Nahoana izahay sy ny Farisianina no mifady hanina matetika, fa ny mpianatrao kosa no tsy mba mifady?» Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia nankany amin’i Jesosy ny mpianatr’i Jaona ka niteny hoe: Nahoana izahay sy ny Fariseo no mifady hanina matetika, fa ny mpianatrao kosa dia tsy mba mifady? DIEM PROTESTANTA Tamin’izay dia nanatona an’i Jesoa ny mpianatr’i Jôhany Mpanao batisa ka nanontany Azy hoe: –Ahoana izahay sy ny Farisianina no mifady hanina matetika, fa ny mpianatrao kosa tsy mba mifady? Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Tamin’izay dia nanatona an’i Jesoa ny mpianatr’i Jôhany Mpanao batisa ka nanontany Azy hoe: –Ahoana izahay sy ny Farisianina no mifady hanina matetika, fa ny mpianatrao kosa tsy mba mifady? Baiboly Protestanta Malagasy Dia nankany amin’i Jesosy ny mpianatr’i Jaona ka nanao hoe: Nahoana izahay sy ny Fariseo no mifady hanina matetika, fa ny mpianatrao kosa tsy mba mifady? Malagasy Bible Dia nankany amin'i Jesosy ny mpianatr'i Jaona ka nanao hoe: Nahoana izahay sy ny Fariseo no mifady hanina matetika, fa ny mpianatrao kosa tsy mba mifady? La Bible en Malgache Dia nankany amin’i Jesosy ny mpianatr’i Jaona ka niteny hoe: Nahoana izahay sy ny Fariseo no mifady hanina matetika, fa ny mpianatrao kosa dia tsy mba mifady? |
Maro ny olona midera ny hatsaram-pony avy; fa izay olona mahatoky kosa, dia iza no hahita azy?
Ary nony ren’i Joany tao an-tranomaizina ny nataon’i Kristy, dia naniraka roa lahy tamin’ny mpianany Izy
Ary raha mifady hanina ianareo, dia aza manjombona endrika tahaka ny ataon’ny mpihatsaravelatsihy, izay mampisotisoty ny tavany mba hahitan’ny olona fa mifady izy. Lazaiko aminareo marina tokoa fa efa azony ny valisoany.
Ary hoy i Jesoa taminy: «Moa mahazo misaona va ny zanaky ny mpampakatra raha mbola eo aminy ny mpampakatra? Fa mbola ho avy ny andro hanesorana ny mpampakatra hiala aminy, ka amin’izay vao hifady hanina izy.
Nony fantatry ny Tompo fa ren’ny Farisianina hoe maromaro kokoa ny mpianatr’i Jesoa sy ny olona ataony batemy noho ny an’i Joany