Izao no lazain’i Iavehn’ny tafika: Ity firenena ity manao hoe: Tsy mbola tonga ny fotoana, ny fotoana hanaovana ny tranon’i Iaveh indray.
Matio 8:21 - Baiboly Katolika Ary ny anankiray tamin’ny mpianany koa nilaza taminy hoe: «Tompoko, avelao aho aloha handeha handevina ny raiko»; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary nisy hafa koa tamin’ny mpianatra niteny Taminy hoe: Tompoko, aoka aho aloha handeha handevina ny raiko. DIEM PROTESTANTA Dia nisy olon-kafa, anisan’ny mpianatr’i Jesoa, nilaza taminy hoe: –Tompo ô, avelao aho aloha handevina an’i dada! Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia nisy olon-kafa, anisan’ny mpianatr’i Jesoa, nilaza taminy hoe: –Tompo ô, avelao aho aloha handevina an’i dada! Baiboly Protestanta Malagasy Ary nisy hafa koa tamin’ny mpianatra niteny taminy hoe: Tompoko, aoka aho aloha handeha handevina ny raiko. Malagasy Bible Ary nisy hafa koa tamin'ny mpianatra niteny taminy hoe: Tompoko, aoka aho aloha handeha handevina ny raiko. La Bible en Malgache Ary nisy hafa koa tamin’ny mpianatra niteny Taminy hoe: Tompoko, aoka aho aloha handeha handevina ny raiko. |
Izao no lazain’i Iavehn’ny tafika: Ity firenena ity manao hoe: Tsy mbola tonga ny fotoana, ny fotoana hanaovana ny tranon’i Iaveh indray.
Ary izay rehetra handao ny tranony, na ny rahalahiny, na ny anabaviny, na ny rainy, na ny reniny, na ny vadiny, na ny zanany, na ny taniny noho ny Anarako, dia sady hahazo zato heny no handova ny fiainana mandrakizay.
Ary hoy i Jesoa taminy: «Ny amboahaolo manan-davaka, ary ny voromanidina manana akany, fa ny Zanak’olona tsy mba manana izay hampandriany ny lohany.»
Koa dia tsy mahalala olona araka ny nofo intsony izahay; ary na dia nahalala an’i Kristy araka ny nofo aza izahay; dia tsy araka izany intsony no ahalalanay Azy ankehitriny.