«Koa lazao fa tsara ny hazo sy ny voany; na hoe: ratsy ny hazo sy ny voany, satria ny voany no ahafantarana ny hazo.
Matio 7:20 - Baiboly Katolika ka dia ny voany no hahafantaranareo azy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Koa ny voany no hahafantaranareo azy. DIEM PROTESTANTA Koa dia ny asany no hahafantaranareo ny mpaminany sandoka. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Koa dia ny asany no hahafantaranareo ny mpaminany sandoka. Baiboly Protestanta Malagasy Ka dia ny voany no hahafantaranareo azy. Malagasy Bible Ka dia ny voany no hahafantaranareo azy. La Bible en Malgache Koa ny voany no hahafantaranareo azy. |
«Koa lazao fa tsara ny hazo sy ny voany; na hoe: ratsy ny hazo sy ny voany, satria ny voany no ahafantarana ny hazo.
ny voany no hahafantaranareo azy. Moa mioty voaloboka amin’ny tsilo va ny olona, na voan’aviavy amin’ny hery?
Fa samy fantatra amin’ny voany avy ny hazo rehetra; fa tsy misy mioty aviavy amin’ny tsilo, na voaloboka amin’ny voaroitsilo.
Koa ankehitriny, izao no hevitra omeko anareo: aza manan-draharaha amin’ireo lehilahy ireo akory, fa avelao izy handeha; satria raha avy amin’olona izao hevitra na raharaha izao, dia ho foana ho azy;
Moa ny aviavy, ry kristianina havako, mety mamoa ôliva; na ny foto-boaloboka va, mamoa voan’aviavy? Toy izany koa, ny loharano masirasira tsy mahay mamoaka rano mamy.