Matio 28:16 - Baiboly Katolika Ary ny mpianatra iraika ambin’ny folo nankany Galilea, any amin’ilay tendrombohitra nasain’i Jesoa nalehany. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary ny mpianatra iraika amby folo lahy dia nankany Galilia, ho any amin’ilay tendrombohitra nasain’i Jesosy halehany. DIEM PROTESTANTA Ary ny mpianatra 11 lahy dia nankany Galilea, any amin’ilay tendrombohitra nasain’i Jesoa halehany. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary ny mpianatra 11 lahy dia nankany Galilea, any amin’ilay tendrombohitra nasain’i Jesoa halehany. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny mpianatra iraika ambin’ny folo lahy dia nankany Galilia, ho any amin’ilay tendrombohitra nasain’i Jesosy halehany. Malagasy Bible Ary ny mpianatra iraika ambin'ny folo lahy dia nankany Galilia, ho any amin'ilay tendrombohitra nasain'i Jesosy halehany. La Bible en Malgache Ary ny mpianatra iraika amby folo lahy dia nankany Galilia, ho any amin’ilay tendrombohitra nasain’i Jesosy halehany. |
Dia hoy i Jesoa taminy: «Aza matahotra, fa mandehana asaovy mankany Galilea ny rahalahiko, fa any no hahitany Ahy.»
Mandehana haingana milaza amin’ny mpianany fa efa nitsangan-ko velona avy any amin’ny maty Izy, ary indro hialoha anareo any Galilea Izy; any no hahitanareo Azy; izany àry, fa efa nilazako ianareo izay.»
izay nanaraka Azy sy nanompo Azy fony izy tany Galilea. Fanampin’ireo koa nisy vehivavy maro izay niara-niakatra taminy tany Jerosalema.
Tamin’ny farany dia ny tenan’izy iraika ambin’ny folo lahy no nisehoany teo am-pihinanana indrindra, ka nomeny tsiny noho ny tsy finoany sy ny hamafin’ny fony, satria tsy nino izay nahita Azy tafatsangan-ko velona izy ireo.
Fa mandehana lazao amin’ny mpianany sy amin’i Piera fa hialoha anareo any Galilea Izy, ka any no hahitanareo Azy araka ny efa voalazany taminareo.»
Izahay aza dia ho hita fa vavolombelona mandainga ny amin’Andriamanitra, satria tombotomboka foana no nilazanay an’Andriamanitra ho nanangana an’i Kristy avy any amin’ny maty, nefa tsy natsangana izy tsinona, raha marina fa tsy mitsangana ny maty.