Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Matio 27:48 - Baiboly Katolika

Dia nihazakazaka niaraka tamin’izay ny anankiray tamin’izy ireo ka nandray spônjy; nony novontosany vinaingitra dia notohizany volotara ka natohony Azy hotsentsefiny.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Ary niaraka tamin’izay dia nihazakazaka ny iray tamin’izy ireo ka nandray sipaonjy, ary rehefa natsobony tamin’ny vinaingitra izany dia notohiziny tamin’ny volotara ka natohony hotsentsefin’i Jesosy.

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

Niaraka tamin’izay dia nihazakazaka ny anankiray tamin-dry zareo naka spaonjy; dia novontosany vinaingitra ilay spaonjy ary notohiziny volotara ka natohony an’i Jesoa mba hotsentsefiny.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Niaraka tamin’izay dia nihazakazaka ny anankiray tamin-dry zareo naka spaonjy; dia novontosany vinaingitra ilay spaonjy ary notohiziny volotara ka natohony an’i Jesoa mba hotsentsefiny.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Ary niaraka tamin’izay ny anankiray teo aminy dia nihazakazaka ka nandray sipaonjy, ary rehefa natsobony tamin’ny vinaingitra izany ka notohiziny tamin’ny volotara, dia natohony hotsentsefin’i Jesosy.

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Ary niaraka tamin'izay ny anankiray teo aminy dia nihazakazaha ka nandray sipaonjy, ary rehefa natsobony tamin'ny vinaingitra izany ka notohiziny tamin'ny volotara, dia natohony hotsentsefin'i Jesosy.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Ary niaraka tamin’izay dia nihazakazaka ny iray tamin’izy ireo ka nandray sipaonjy, ary rehefa natsobony tamin’ny vinaingitra izany dia notohiziny tamin’ny volotara ka natohony hotsentsefin’i Jesosy.

Jereo ny toko



Matio 27:48
7 Rohy Ifampitohizana  

Torotoron’ny latsa ny foko, ka marary aho, miandry horaka, fa tsy nisy; ary mpanony, fa tsy nahita iray akory.


dia nomeny divay miharo afero Izy hosotroiny; fa nony nandramany dia tsy nety nisotro Izy.


Raha nandre izany ny sasany tamin’izay teo dia nanao hoe: «Miantso an’i Elia ilay ity»


Fa ny sasany nanao hoe: «Aoka hoe hozahantsika raha ho avy hanafaka Azy i Elia.»


Dia nihazakazaka ny anankiray tamin’izy ireo, novontosany vinaingitra ny spônjy sy notohizany volotara, dia natohony Azy hotsentsefiny, ka hoy izy: «Aoka hoe hozahantsika raha ho avy hanafaka Azy i Elia!»


Ny miaramila koa naneso Azy ka nanatona nanolotra vinaingitra Azy,