Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Matio 24:34 - Baiboly Katolika

Lazaiko marina aminareo fa tsy ho lany ity taranaka ity, ambara-pahatongan’izany rehetra izany.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Lazaiko aminareo marina tokoa: Tsy mba ho tapitra izao taranaka izao mandra-pahatongan’izany rehetra izany.

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

Lazaiko marina aminareo fa mbola tsy ho tapitra akory ity taranaka ity, dia ho tonga izany rehetra izany.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Lazaiko marina aminareo fa mbola tsy ho tapitra akory ity taranaka ity, dia ho tonga izany rehetra izany.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Lazaiko aminareo marina tokoa: Tsy mba ho lany izao taranaka izao mandra-pahatongan’izany rehetra izany.

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Lazaiko aminareo marina tokoa: Tsy mba ho lany izao taranaka izao mandra-pahatongan'izany rehetra izany.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Lazaiko aminareo marina tokoa: Tsy mba ho tapitra izao taranaka izao mandra-pahatongan’izany rehetra izany.

Jereo ny toko



Matio 24:34
7 Rohy Ifampitohizana  

Raha enjehina amin’ny tanàna anankiray ianareo, dia mandosira any amin’ny hafa; fa lazaiko aminareo marina tokoa fa tsy hahatety ny tanànan’i Israely ianareo mandra-pahatongan’ny Zanak’olona.


dia mandeha izy maka fanahy fito hafa ratsiratsy kokoa noho izy, dia miditra izy ireo ka monina ao, ary ny faran’izany olona izany aza no ratsy noho ny voalohany. Dia ho tahaka izany koa no hanjò ity taranaka ratsy ity.»


Lazaiko aminareo marina tokoa, fa ny sasany eto dia tsy hanandrana fahafatesana, raha tsy efa mahita ny Zanak’olona avy, amin’ny fanjakany.»


Izaho milaza marina aminareo fa tsy maintsy hihatra amin’ity taranaka ity izany rehetra izany.»


mba hampamoahina an’ity taranaka ity avokoa ny ran’ny mpaminany rehetra izay nalatsaka hatramin’ny nahariana an’izao tontolo izao,