Ary niantso ny vahoaka nankeo aminy indray Izy ka nanao taminy hoe: «Mihainoa Ahy ianareo rehetra, ka mahafantara.
Matio 23:1 - Baiboly Katolika Tamin’izay dia niteny tamin’ny vahoaka sy tamin’ny mpianany i Jesoa Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary tamin’izany Jesosy dia niteny tamin’ny vahoaka sy tamin’ny mpianany hoe: DIEM PROTESTANTA Tamin’izay dia niteny tamin’ny vahoaka sy ny mpianany i Jesoa Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Tamin’izay dia niteny tamin’ny vahoaka sy ny mpianany i Jesoa Baiboly Protestanta Malagasy ARY tamin’izany Jesosy dia niteny tamin’ny vahoaka sy tamin’ny mpianany ka nanao hoe: Malagasy Bible Ary tamin'izany Jesosy dia niteny tamin'ny vahoaka sy tamin'ny mpianany ka nanao hoe: La Bible en Malgache Ary tamin’izany Jesosy dia niteny tamin’ny vahoaka sy tamin’ny mpianany hoe: |
Ary niantso ny vahoaka nankeo aminy indray Izy ka nanao taminy hoe: «Mihainoa Ahy ianareo rehetra, ka mahafantara.
Tamin’izay dia tafangona an’arivony maro ny olona ka efa nila hifanosy mihitsy, dia niteny tamin’ny mpianany i Jesoa nanao hoe: Tandremo aloha indrindra sao voan’ny lalivain’ny Farisianina ianareo, izany hoe: ny fihatsarambelatsihy.