«Ry Mpampianatra ô, i Môizy nilaza hoe: ‹Raha misy lehilahy maty momba, aoka ny rahalahiny hampakatra ny vadiny, mba hiteraka hamelo-maso ny rahalahiny›
Matio 22:25 - Baiboly Katolika Koa tany aminay nisy olona fito mirahalahy, ary nanambady ny lahimatoa dia maty, ka noho izy tsy niteraka, dia navelany ho an’ny zandriny ny vadiny. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Koa nisy fito mirahalahy tetỳ aminay; ary nampaka-bady ny zokiny dia maty, ary satria tsy niteraka izy dia navelany ho an’ny rahalahiny ny vadiny; DIEM PROTESTANTA Koa nisy teo aminay olona fito mirahalahy. Nampaka-bady ny lahimatoa, saingy maty tsy nanana solofo ka namela ny vadiny ho an’ny rahalahiny. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Koa nisy teo aminay olona fito mirahalahy. Nampaka-bady ny lahimatoa, saingy maty tsy nanana solofo ka namela ny vadiny ho an’ny rahalahiny. Baiboly Protestanta Malagasy Koa nisy fito mirahalahy tetỳ aminay; ary ny zokiny nampaka-bady, dia maty, ary satria tsy nanan-janaka izy, dia navelany ho an’ny rahalahiny ny vadiny; Malagasy Bible Koa nisy fito mirahalahy tetỳ aminay; ary ny zokiny nampaka-bady, dia maty, ary satria tsy nanan-janaka iry, dia navelany ho an'ny rahalahiny ny vadiny; La Bible en Malgache Koa nisy fito mirahalahy tetỳ aminay; ary nampaka-bady ny zokiny dia maty, ary satria tsy niteraka izy dia navelany ho an’ny rahalahiny ny vadiny; |
«Ry Mpampianatra ô, i Môizy nilaza hoe: ‹Raha misy lehilahy maty momba, aoka ny rahalahiny hampakatra ny vadiny, mba hiteraka hamelo-maso ny rahalahiny›
Ary toy ny nandraiketana ny olona ho faty indray mandeha sy hotsaraina rehefa afaka izany