Matio 22:19 - Baiboly Katolika Asehoy Ahy ny farantsa kely fandoa amin’ny hetra,» dia nanasehoany denie iray Izy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Asehoy Ahy ny vola fandoa amin’ny hetra. Dia nitondrany denaria iray Izy. DIEM PROTESTANTA Asehoy Ahy ny vola fandoa amin’ny hetra. Dia notoloran-dry zareo denàry anankiray Izy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Asehoy Ahy ny vola fandoa amin’ny hetra. Dia notoloran-dry zareo denàry anankiray Izy. Baiboly Protestanta Malagasy Asehoy Ahy ny farantsakely fandoa amin’ny hetra. Dia nitondrany denaria Izy. Malagasy Bible Asehoy Ahy ny farantsakely fandoa amin'ny hetra. Dia nitondrany denaria Izy. La Bible en Malgache Asehoy Ahy ny vola fandoa amin’ny hetra. Dia nitondrany denaria* iray Izy. |
Fa raha vao nivoaka ilay mpanompo, dia tojo ity mpanompo namany anankiray izay ananany denie zato; noraisiny tamin’ny tendany ilay io ka nokendainy nataony hoe: ‹Aloavy ny trosako any aminao.›
Ary rehefa nifanaiky tamin’ny mpiasa Izy fa denie iray avy isan’andro ny karamany, dia nasainy nankany amin’ny tanimboalobony izy ireo.
Fa i Jesoa nahalala ny faharatsiany ka nanao hoe: «Ry mpihatsaravelatsihy, nahoana ianareo no maka fanahy Ahy?
Dia nitondrany iray Izy ka hoy Izy taminy: «Sarin’iza, sy anaran’iza io?» «An’i Sezara» hoy iretsy.
Sady nisy toy ny feo koa reko avy tao afovoan’ny Zava-manana aina efatra, nanao hoe: «Denie iray ny varimbazaha eran’ny fatam-bary; denie iray ny vary orja intelon’ny fatam-bary; ary aza manimba ny divay sy ny diloilo.»