Fa nahalala izany i Jesoa ka dia niala teo. Maro ny vahoaka nanaraka Azy, ka nositraniny izay rehetra narary tamin’ireny;
Matio 22:18 - Baiboly Katolika Fa i Jesoa nahalala ny faharatsiany ka nanao hoe: «Ry mpihatsaravelatsihy, nahoana ianareo no maka fanahy Ahy? Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Fa Jesosy nahalala ny faharatsiany ka hoy Izy: Nahoana no maka fanahy Ahy ianareo, ry mpihatsaravelatsihy? DIEM PROTESTANTA Takatr’i Jesoa anefa ny sain-dratsin’ireo ka hoy Izy taminy: –Ry mpihatsaravelatsihy, nahoana no maka fanahy Ahy ianareo? Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Takatr’i Jesoa anefa ny sain-dratsin’ireo ka hoy Izy taminy: –Ry mpihatsaravelatsihy, nahoana no maka fanahy Ahy ianareo? Baiboly Protestanta Malagasy Fa Jesosy nahalala ny faharatsiany, dia nanao hoe: Nahoana no maka fanahy Ahy hianareo, ry mpihatsaravelatsihy? Malagasy Bible Fa Jesosy nahalala ny faharatsiany, dia nanao hoe: Nahoana no maka fanahy Ahy ianareo, ry mpihatsaravelatsihy? La Bible en Malgache Fa Jesosy nahalala ny faharatsiany ka hoy Izy: Nahoana no maka fanahy Ahy ianareo, ry mpihatsaravelatsihy? |
Fa nahalala izany i Jesoa ka dia niala teo. Maro ny vahoaka nanaraka Azy, ka nositraniny izay rehetra narary tamin’ireny;
Ary nisy Farisianina nanatona Azy mba haka fanahy Azy, ka nanao hoe: «Mahazo misao-bady va ny lehilahy, na inona na inona antony?»
Koa mba lazao aminay izay hevitrao ny amin’ity: mety va ny mandoa hetra ho an’i Sezara sa tsia?»
Ary naniraka ankizilahy anankiray hafa koa izy, fa novonoiny; ary nisy maro hafa koa, fa ny sasany nokapohiny, ary ny sasany novonoiny.
Fantatr’i Jesoa tao amin’ny fanahiny niaraka tamin’izay fa nieritreritra izany tao anatiny izy ireo, ka hoy Izy taminy: «Nahoana ianareo no mihevitra toy izany ao am-ponareo?
Ary indro mpampiana-dalàna anankiray nitsangana haka fanahy Azy ka nanao hoe: «Tompo ô, inona no hataoko hahazoako ny fiainana mandrakizay?»
Fa fantatr’i Jesoa ny hafetsen-dratsin’izy ireo, ka hoy Izy taminy: «Nahoana no maka fanahy Ahy ianareo?
Fa fantatr’i Jesoa ny heviny, ka hoy Izy taminy: «Nahoana ianareo no mieritreritra ao am-ponareo?
Fantatr’i Jesoa ny hevitra tao am-pony, ka naka zaza kely anankiray Izy napetrany teo anilany,
sady tsy mba nila olona hilaza aminy ny amin’ny olona Izy, fa ny Tenany ihany dia nahalala izay ao am-pon’ny olona.
Izy no nanao izany dia ny hakany fanahy Azy, mba hisy hiampangany Azy. Fa i Jesoa kosa niondrika dia nanoratra tamin’ny rantsan-tanany teo amin’ny tany.
Dia hoy i Piera taminy: «Nahoana ianareo no niray tetika haka fanahy ny Fanahin’ny Tompo? Indro mby eo am-baravarana ny tongotr’izay nandevina ny vadinao, ka hitondra anao koa.»
Hasiako amin’ny fahafatesana ny zanany, dia ho fantatry ny Eglizy rehetra fa Izaho no mandinika ny voa sy ny fo, ary homeko araka ny asanareo avy ianareo rehetra.