Ento ny jiogako, ary mianara amiko, fa malemy fanahy sy manetry tena ao am-po Aho, dia hahita fiadanana ho an’ny fanahinareo ianareo;
Matio 20:25 - Baiboly Katolika Fa nasain’i Jesoa nanatona Azy izy ireo, ka nilazany hoe: «Fantatrareo fa ny mpanjakan’ny Jentily mandidy azy mafy, ary ny lehibeny mifehy azy fatratra. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Nefa Jesosy niantso azy ireo hankeo Aminy ka niteny hoe: Fantatrareo fa ny mpitondra eo amin’ny Jentilisa dia mampanompo azy mafy ary ny lehibeny dia manapaka azy fatratra. DIEM PROTESTANTA Fa nantsoin’i Jesoa izy rehetra ka nilazany hoe: –Fantatrareo fa, eo amin’ny hafa firenena, ny filoha dia manjakazaka; ary ny lehibe dia manampatra fahefana. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Fa nantsoin’i Jesoa izy rehetra ka nilazany hoe: –Fantatrareo fa, eo amin’ny hafa firenena, ny filoha dia manjakazaka; ary ny lehibe dia manampatra fahefana. Baiboly Protestanta Malagasy Fa Jesosy niantso azy hankeo aminy ka nanao hoe: Fantatrareo fa ny andrianan’ny jentilisa mampanompo azy tokoa, ary ny lehibeny manapaka azy fatratra. Malagasy Bible Fa Jesosy niantso azy hankeo aminy ka nanao hoe: Fantatrareo fa ny andrianan'ny jentilisa mampanompo azy tokoa, ary ny lehibeny manapaka azy fatratra. La Bible en Malgache Nefa Jesosy niantso azy ireo hankeo Aminy ka niteny hoe: Fantatrareo fa ny mpitondra eo amin’ny Jentilisa* dia mampanompo azy mafy ary ny lehibeny dia manapaka azy fatratra. |
Ento ny jiogako, ary mianara amiko, fa malemy fanahy sy manetry tena ao am-po Aho, dia hahita fiadanana ho an’ny fanahinareo ianareo;
fa nantsoin’i Jesoa izy ireo ka nilazany hoe: «Fantatreo fa amin’ny fanjakan’izao tontolo izao, dia ny mpifehy no mitsangana ho tompo mandidy, ary ny lehibe no miseho ho mpanapaka manam-pahefana.